plt_tn/gen/36/34.md

28 lines
548 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Jobaba
Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:31.
# Hosama ... Hadada ... Bedada ... Samla
Anaran-dehilahy ireo.
# Hosama izay avy amin'ny tanin'ny Temanita
Ny heviny dia hoe nonina tany amin'ny tanin'ny Temanita i Hosama. DH: "Hosama izay avy amin'ny tanin'ny Temanita"
# Avita ... Masreka
Anaran-toerana ireo.
# ireo Temanita
"ireo taranak'i Temana"
# anaran'ilay tanànany
Ny heviny dia hoe ny tanàna izay nonenany. DH: "ny anaran'ny tanàna izay nonenany"
# Samla an'i Masreka
"Samla avy any Masreka"