plt_tn/gen/36/29.md

12 lines
355 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo Horita
Anaram-bondron'olona izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 14:3.
# Lotana, Sobala, Zibona, ary Ana, Disona, Ezera, Disàna
Anaran-dehilahy ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:20.
# tany amin'ny tany Seira
Ny heviny dia hoe nonina tany amin'ny tanin'i Seira izy ireo. DH: "ireo izay nipetraka tany amin'ny tanin'i Seira"