forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
978 B
Markdown
28 lines
978 B
Markdown
|
# mandehana miakatra any Betela
|
||
|
|
||
|
Ny andian-teny "mandehana miakatra" dia nampiasaina satria Betela dia amin'ny fiakarana avo kokoa noho i Sekema.
|
||
|
|
||
|
# Manamboara alitara any ho an' Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
DH: "Manamboara alitara any ho Ahy, Andriamanitrao"
|
||
|
|
||
|
# niteny tamin'ny ankohonany
|
||
|
|
||
|
"niteny tamin'ny fianakaviany"
|
||
|
|
||
|
# Avelao ireo andriamanitra hafa izay eo aminareo
|
||
|
|
||
|
"Ario ireo sampinareo" na "Esory hiala ireo andriamanitrareo tsy izy"
|
||
|
|
||
|
# diovy ny tenanareo, ary soloy ny fitafianareo
|
||
|
|
||
|
Fomba fanadiovana ny fanahy sy ny vatana mialohan'ny handehanana hanompoana an'Andriamanitra izany.
|
||
|
|
||
|
# soloy ny fitafianareo
|
||
|
|
||
|
Ny manao akanjo vaovao dia mari-pamantarana fa efa nanadio ny tenany izy ireo mialohan'ny hanantonana an'Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# tamin'ny andro fahoriko
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho hevitry ny "andro" dia 1) ilay andro izay nandosiran'i Jakoba an'i Esao na 2) ny "andro" dia ilazana ny fotoana izay naha ory an'i Jakoba. DH: "raha tao anatin'ny fotoan-tsarotra aho" na "raha tojo olana aho"
|