plt_tn/gen/34/24.md

28 lines
982 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Noforaina avokoa ny lehilahy rehetra
Afaka atao izany hoe: DH: "Koa dia naka olona hamora ny lehilahy rehetra i Hamora sy Sekema"
# Tamin'ny andro fahatelo
"fahatelo" dia telo amin'ny filaharan'isa. Afaka atao izany hoe: DH: "tao aorian'ny roa andro"
# raha mbola tao anatin'ny fanaitainana izy ireo
"raha mbola tao anatin'ny fanaitainana ireo lehilahin'ny tanàna" na "raha mbola tao anatin'ny fanaitainana ireo lehilahy tao an-tanàna"
# samy nandray ny sabatrany
"naka ny sabatr'izy ireo avy"
# nanafika ny tanàna (...) izy ireo
Eto ny "tanàna" dia ilazana ny olona. DH: "nanafika ny olona tao an-tanàna izy ireo"
# fiarovana, (...) ka namono ny lehilahy rehetra izy ireo
Afaka adika ho fehezanteny vaovao izany. "fiarovana. Namono ireo lehilahy rehetra tao an-tanàna i Simeona sy Levy"
# tamin'ny lelan-tsabatra
Eto ny "lela" dia ilazana ilay zorony maranitra amin'ny sabatra. DH: "tamin'ilay zorony maranitra amin'ny sabatra" na "tamin'ny sabatr'izy ireo"