plt_tn/gen/31/34.md

20 lines
593 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary (...) Rahely ... teo ambonin'izany
Ny teny hoe ''Ary''dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiovana avy amin'ny tantara ho amin'ny fampahafantarana fototra mahakasika an'i Rahely.
# lasely
Fitoerana eo an-damosin'ny biby mba hahafahan'ny olona mitaingina izany
# tompoko
Ny miantso olona hoe ''tompoko'' dia fomba fanajana azy ireo.
# fa tsy afaka mijoro eo anoloanao aho
''satria tsy afaka ny hitsangana eo amin'ny fanatrehanao aho''
# satria tonga fadim-bolana aho
Ilazana ny fotoana ao anatin'ny volana iray andehanan'ny rà maloto avy any anatin'ny kibonin'ny vehivavy.