plt_tn/gen/31/17.md

16 lines
589 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo zanany lahy
Nalain'i Jakoba ireo zanany rehetra. Ny zanaka lahy ihany no voalaza eto satria manan-danja tahaka ny lovany izy ireo. DH: "ireo zanany''
# Nentiny avokoa ny biby fiompiny rehetra
''Nentiny avokoa ny biby fiompiny.'' Eto ny'' biby fiompy'' dia ilazana ireo biby fiompiny rehetra.
# anisan'izany ny biby fiompy izay azony tany Padan-Arama
''ary ireo biby fiompy izay nalainy tamin'ireo tompony raha tany Padan-Arama izy''
# Avy eo dia niainga mba hankany amin'Isaka rainy any amin'ny tany Kanana izy
''nankany amin'ny tany Kanana izy, izay nonenan'i Isaka rainy''