plt_tn/gen/31/01.md

20 lines
914 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary
Izany teny izany eto dia nampiasana mba hanamarihana ny fiatohana ao amin'ilay tena fizotry ny tantara. Eto ny mpanoratra dia manomboka mampiditra fizan-tantara vaovao.
# Jakoba nandre ireo tenin'ny zanaka lahin'i Labana, fa nilaza izy ireo hoe
Eto ny ''teny'' dia ilazana izay nolazain'ireo. dia DH: "Ren'i Jakoba fa ireo zanaka lahin'i Labana nilaza hoe''
# Nalain'i Jakoba avokoa izay rehetra an'ny raintsika
Nampitombo ireo zanaka lahin'i Labana satria tezitra mafy izy ireo. DH: "Ny zavatra rehetra izay nalain'i Jakoba dia an'ny raintsika''
# Hitan'i Jakoba teny amin'ny endriky ny tarehin'i Labana. Hitany fa niova ny fihetsiny taminy
Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy dika ihany. Ilay faharoa dia manazava ny fijery izay hitan'i Jakoba teny amin'ny endrik'i Labana. DH: "Nahatsikarika i Jakoba fa tsy faly taminy intsony i Labana.
# ireo razanao
''Isaka rainao sy Abrahama raibenao''