plt_tn/gen/29/11.md

12 lines
517 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nanoroka an'i Rahely i Jakoba / Namihina an'i Rahely i Jakoba
Fanao taloha tany amin'ny Atsinanana Akaiky, ny manoroka ny havana akaiky ho fiarahabana. Na izany aza, ny lehilahy samy lehilahy no manao izany. Raha manana fomba fiarahabana havana izay maneho fitiavana ny fiteninao, dia ampiasao izany. Raha tsy misy dia ampiasao izay mifanaraka.
# nitomany mafy
Nitomany Jakoba satria faly loatra izy. Afaka ataonao mazava ny tena dikan'izany fanambarana izany.
# havan-drainy
''izay mifandray amin'ny rainy''