plt_tn/gen/28/16.md

12 lines
528 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nifoha tamin'ny torimasony
''taitra tamin'ny torimasony ''
# tranon'Andriamanitra ... vavahadin'ny lanitra
Ny andian-teny ''vavahadin'ny lanitra'' dia manazava fa izany toerana izany dia ilay fidirana mankany amin'ny ''tranon'Andriamanitra'' sy ''ilay fidirana mankany amin'ny toerana izay honenan'Andriamanitra.''
# vavahadin'ny lanitra izany
Miresaka momba ny fidirana mankany amin'ny toerana izay honenan'Andriamanitra toy ny fanjakana ara-bakiteny izay manana vavahady izay sokafana mba hamelana ny olona hiditra ao.