plt_tn/gen/27/29.md

28 lines
1007 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# anao ...nanao
Eto ny ''anao'' dia ilazana an'i Jakoba. Kanefa ny tso-drano dia hiatra ihany koa amin'ireo taranak'i Jakoba.
# hiankohoka (...) ireo firenena
Eto ny ''firenena'' dia ilazana ny olona. DH: "'hiankohoka avokoa ireo olona avy amin'ireo firenena''
# hiankohoka
Ny heviny dia mandohalika amim-panetre-tena mba hanehoana fanajana sy voninahitra manoloana ny olona iray.
# Aoka ho tompon'ireo rahalahinao
''tonga tompon'ireo rahalahinao ''
# ireo rahalahinao ... ireo zanakin'ny reninao
Niresaka izany fitahiana izany mivantana tamin'i Jakoba Isaka. Kanefa izany dia hiatra ihany koa amin'ireo taranak'i Jakoba izay hanapaka ireo taranak'i Esao sy ireo taranak'ireo rahalahin'ny Jakoba hafa izay mbola mety hisy.
# Ho voahozona anie ireo rehetra izay nanozona anao
Afaka atao izany hoe: DH: "Andriamanitra anie hanozona izay rehetra nanozona anao''
# ho tahiana anie izay rehetra mitso-drano anao
Afaka atao izany hoe: DH: "Andriamanitra anie hitahy izay rehetra mitso-drano anao''