plt_tn/gen/27/08.md

32 lines
1023 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy niresaka tamin'i Jakoba zanany faralahy i Rebeka.
# Ary
Eto izany dia tsy midika oe: ''amin'izao fotoana izao,'' fa kosa nampiasaina mba hisarihina ny fifantohana ho amin'ny teboka manan-danja izay ho avy manaraka.
# ankatoavy ny feoko araka izay handidiako anao
Niteny i Rebeka hoe: ''feoko'' mba ilazana izay nambarany. DH: "ankatoavy aho ary ataovy izay asaiko ataonao"
# hanao sakafo matsiro amin'ireo ho an'ny rainao aho, tahaka ny tiany
Ny teny hoe: ''matsiro'' dia ilazana ny zavatra izay tena tsara tsiro. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:3.
# ho entinao mankany amin'ny rainao izany
"Ary dia ho entinao mankany amin'ny rainao izany"
# mba hahafahany mihinana izany, ka hanomezany tso-drano anao
"'ary rehefa avy mihinana izy dia hitso-drano anao''
# hahafahany mitso-drano anao
Ny teny hoe: ''tso-drano'' dia ilazana ny fomba fitahian'ny ray amin'ny fanononana tso-drano ho an'ireo zanany.
# mialohan'ny fahafatesany
''mialohan'ny hahafatesany''