plt_tn/gen/26/06.md

20 lines
812 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Koa dia nanorim-ponenana tany Gerara i Isaka
Isaka ihany no voatonona satria izy no mpitarika ny fianakaviana, kanefa ny fianakaviana manontolo dia niaraka taminy. DH: "Koa dia nanorim-ponenana tany Gerara i Isaka sy ny fianakaviany"
# Natahotra izy hilaza hoe
Eto ny "natahotra" dia ilazana ny fihetseham-po tsy mampahazo aina ny olona rehefa misy tahotra ny handratra ny tenany na ny hafa. "Natahotra izy hilaza hoe"
# mba hahazoana an'i Rebeka
"mba hakana an'i Rebeka"
# Indro, hitany i Isaka
Ny teny hoe: "Indro" dia maneho fa taitra tamin'ny fahitana azy i Abimeleka. DH: "Ary taitra izy raha nahita fa Isaka"
# nanafosafo an'i Rebeka
Ireo mety ho heviny dia 1) Nikasika azy toy ny fikasikin'ny lehilahy ny vadiny na 2)Nisangy (nihomehy) sy niresaka taminy toy ny fanaon'ny lehilahy ny vadiny.