plt_tn/gen/24/61.md

16 lines
613 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Avy eo nitsangana Rebeka, ka nitaingina ireo rameva izy sy ireo mpanompo vaviny
"Ary dia nandeha i Rebeka sy ireo mpanompo vaviny ka nitaingina ireo rameva"
# Koa nentin'ilay mpanompo i Rebeka, ary roso tamin'ny lalany izy
"Tamin'izany fomba izany no nangalan'ilay mpanompon'i Abrahama an'i Rebeka hiaraka aminy sy hiverina ho any amin'izay nihaviany"
# Ary
Manamarika ny fiovan-tantara izany teny izany. Milaza mahakasika ny nahitan'ilay mpanompo vady, ary amin'izao dia hitantara momba an'i Isaka izany.
# Bera-lahai-roy
Anarana lava-drano any Negeva izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 16:13.