forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
882 B
Markdown
24 lines
882 B
Markdown
|
# Fampahafantarana ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ny andininy 8 dia fanohizana ny toro-lalana izay nomen'i Abrahama ny mpanompony.
|
||
|
|
||
|
# Saingy raha tsy vonona ny hanaraka anao ilay vehivavy
|
||
|
|
||
|
"Saingy raha mandà ny handeha hiaraka aminao ilay vehivavy." Namaly ny fanontanian'ilay mpanompony Abrahama manomboka eo amin'ny 24:5
|
||
|
|
||
|
# dia ho afaka amin'ny fianianako ianao
|
||
|
|
||
|
"dia ho votsitra amin'ny fianianana izay nataonao tamiko ianao." Ny hoe afaka tsy manantanteraka ny fianianana dia resahina toy ny olona izay malalaka amin'ny zavatra izay namatotra azy. DH: "tsy voatery manao izay nianiananao ho atao tamiko ianao"
|
||
|
|
||
|
# nametraka ny tanany tao ambanin'ny fen'i Abrahama tompony
|
||
|
|
||
|
Maneho izany fa tena hanao tokoa izay hianianany hatao izy.
|
||
|
|
||
|
# nianiana taminy
|
||
|
|
||
|
"nanao fianianana taminy"
|
||
|
|
||
|
# mahakasika izany raharaha izany
|
||
|
|
||
|
"mahakasika ny fangatahan'i Abrahama" na "fa hanao izay nambaran'i Abrahama izy"
|