plt_tn/gen/21/31.md

20 lines
470 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nantsoiny (...) io toerana io
"nantsoin'i Abrahama (...) io toerana io"
# Beri-sheba
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: "Beri-sheba dia manana dika hoe "fatsankan'ny fianianana" na "fatsankan'ny fito."
# izy roa tonta
"Abrahama sy Abimeleka"
# Pikola
Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany anarana izany ao amin'ny 21:22.
# niverina amin'ny tanin'ireo Filistina
"niverina nankany amin'ny tanin'ireo Filistina"