plt_tn/gen/21/05.md

20 lines
643 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Zato
"100"
# Efa nampihomehezin'Andriamanitra aho
Nihomehy i Saraha satria gaga sy faly izy. Afaka atao mazava izany: DH: "nahatonga hehi-mpifaliana"
# ny olona rehetra maheno
Ny olona izay maheno dia afaka atao mazava: DH: "izay rehetra maheno ny mahakasika izay nataon'Andriamanitra tamiko" (UDB)
# Iza moa no afaka nilaza tamin'i Abrahama fa hitaiza zaza Saraha
Azo adika ho fanambarana izany fanontaniana fampisainana izany. DH: "Tsy mbola nisy olona nilaza tamin'i Abrahama fa i Saraha dia hitaiza zaza"
# hitaiza zaza
Izany dia fomba mihaja ilazana ny fampinonoana zazakely. DH: "mamahana ronono ny zaza avy amin'ny nonony"