plt_tn/gen/19/36.md

24 lines
548 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanan'anaka tamin'ny rain'izy ireo
"bevohokan'ny rain'izy ireo" na "nitoe-jaza tamin'ny rain'izy ireo"
# lasa... izy
"Izy no"
# ny Moabita ankehitriny
"ny mponin'ny Moaba izay miaiana ankehitriny"
# ankehitriny
Ny teny hoe "ankehitriny" dia hanondrona ny fotoana izay mbola nahavelona ny mpanoratra ny bokin'ny Genesisy. Ny mpanoratra dia teraka ka nanoratra izany taona maro tao aorian'ny fahavelomana sy nahafatesan'ny fianakavian'i Lota.
# Benamy
Anaran-dehilahy izany.
# ny olon'i Amona
"ireo taranak'i Amona" na "ny olon'i Amona"