plt_tn/gen/19/21.md

12 lines
433 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ekeko ihany koa izany fangatahana izany
"hataoko izay nangatahinao"
# tsy afaka hanao na inona na inona
Afaka hatao mazava koakoa izany. DH: "Tsy afaka handrava ireo tanàna hafa"
# Zoara
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: " nY anarana hoe "Zoara" dia mitovy fanonona amin'ny teny Hebreo izay midika hoe: "kely." Miantso izany tanàna izany hoe 'kely' i Lota ao amin'ny Genesisy 19:20."