plt_tn/gen/19/10.md

16 lines
838 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fa ireo lehilahy
"Fa ireo vahiny roan'i Lota" na "Fa ireo anjely roa"
# ireo lehilahy nanandratra ny tanan'izy ireo sy nisintona ... azy ireo ary nanakatona
Ny fiteninao dia mety mila manampy fa ireo lehilahy dia nanokatra ny varavarana aloha. DH: 'nanokatra ny varavarana ampy hanadratan'izy ireo ny tanany sy hisintona ... azy ireo, avy eo dia nohidin'izy ireo"
# ireo vahinin'i Lota namely hajambana ireo lehilahy
Ny andian-teny "namely hajambana" dia sarinteny; tsy nikapoka ireo lehilahy ireo vahiny. DH: "Nahajamba ireo lehilahy ireo vahinin'i Lota" na "nanaisotra ny fahitan'izy ireo"
# ny kely sy lehibe
"amin'ny sala taonan'ny lehilahy rehetra." Izany fampisainana izany dia manasongadina f aireo vahiny ireo dia nana-jamba ireo lehilahy rehetra. Milaza maha izy azy nohon'ny taona izany. DH: "na ny bitika na ny ngeza"