plt_tn/gen/18/32.md

20 lines
279 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Angamba hahita folo ao
"Angamba hahita olo-marina folo ao Ianao"
# folo
"olo-marina folo" na "olona tsara folo"
# Dia niteny Izy
"Dia namaly Yaveh"
# nohon'ny folo
"raha mahita olo-marina folo ao"
# Nandeha tamin'ny lalany Yaveh
"nanainga i Yaveh" na "nandao i Yaveh"