plt_tn/gen/13/01.md

16 lines
375 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# niakatra avy tany
"nandao" na "niainga avy tany"
# nandeha tao Negeva
Negeva dia tany hay any amin'ny faritra atsimon'i Kanana, andrefan'i Egypta. Afaka hazavaina izany. DH: "niverina ho any amin'ny tany hain'i Negeva"
# Ary Abrama dia tena nanan-karena biby, volafotsy, ary volamena
"nanana biby, sy volafotsy ary volamena maro tokoa i Abrama"
# biby
"biby fiompy"