plt_tn/gen/09/14.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana ankapobeny:
Nanohy niresaka tamin'i Noa sy ireo zanany lahy Andriamanitra.
# Izany dia hitranga rehefa
"na oviana na oviana." Izany dia zavatra izay hitranga matetika.
# hita ilay avana
Tsy mazava izay olona hahita ilay avana, kanefa satria ilay fanekena dia amin'i Yaveh sy ny olona, raha mila miteny izay hahita ny avana ianao, dia tsara indrindra raha lazainao ny anaran'i Yaveh sy ny olona. Azo adika izany hoe: DH "Izao sy ny olona dia nahita ny avana"
# avana
taratra hazavana miloko marevaka izay miseho mandritra ny orana rehefa miposaka avy ao aorian'ny mpijery ny masoandro
# ho tsaroako ny fanekeko
Tsy midika izany fa mora manadino Andriamanitra. DH: "Handinika ny fanekeko Aho"
# tamiko sy taminareo
Miresaka an'i Noa sy ny zanany lahy Andriamanitra.
# ireo zava-manan'ainan'ny nofo rehetra
"ny karazana zava-manan'aina rehetra"
# ny nofo rehetra
Ireo mety ho heviny dia: 1)ny olombelona rehetra na 2) ny manana vatana rehetra, dia ny olona sy ny biby. Jereo ny nandikana izany ao amin'ny 6:11.