forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.4 KiB
Markdown
32 lines
1.4 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ny andininy 6-12 dia miverina indroa ary manome fanazavana an-tsipirihany mikasika ny nandehanan'i Noa sy ny fianakaviany ary ireo biby tao amin'ny sambo-fiara, ao amin'ny 7:1. Tsy zava-baovao izany.
|
||
|
|
||
|
# Tamin'ny faha enin-jato taona niainan'i Noa
|
||
|
|
||
|
"Tamin'i Noa 600 taona" (UDB)
|
||
|
|
||
|
# volana faharoa, andro faha fito ambin'ny folon'ny volana
|
||
|
|
||
|
Satria i Mosesy no nanoratra ity boky ity, dia mety ho nampiasa ny volana faharoa amin'ny tetiandro Hebreo ho fanovozan-kevitra amin'ny fanisana izy. kanefa tsy dia azo antoka izany.
|
||
|
|
||
|
# tamin'io andro io ihany
|
||
|
|
||
|
Izany dia ilazana ny andro manokana nanombohan'ny rotsakorana. Ity andian-teny ity dia manasongadina ny nitrangan'izany tranga lehibe izany faingana tamin'ny nahatongavan'ny fotoany.
|
||
|
|
||
|
# nipoitra ireo loharano lalina indindra
|
||
|
|
||
|
"nibosesika nivoaka ny velaran'ny tany ny rano avy any ambanin'ny tany"
|
||
|
|
||
|
# ny lalina indrindra
|
||
|
|
||
|
Ilazana ny ranomasina izay noheverina fa avy any ambanin'ny tany izany.
|
||
|
|
||
|
# nisokatra ireo varavarakelin'ny lanitra
|
||
|
|
||
|
Ilazana ny orana izany. Manoritsoritra ny lanitra toy ny tafo izay mitazona ny rano any ambony tsy hilatsaka ambany amin'ny tany izany. Rehefa misokatra ny varavarakely, na ny varavarana, any an-danitra, dia miraraka avy amin'izy ireo ny rano. DH:"misokatra ny lanitra" na "misokatra ny varavarana any an-danitra"
|
||
|
|
||
|
# orana
|
||
|
|
||
|
Raha manana teny ilazana ny fatra betsakin'ny orana ny teninao, dia mifanaraka tsara eto izany.
|