plt_tn/gen/06/04.md

20 lines
422 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Olona goavana
Lava be, olom-be
# Nitranga izany raha
"Ireo olona goavana dia teraka nohon'ny"
# ireo zanak'Andriamanitra
Adikao toy izay nataonao ao amin'ny 6:1.
# Ireo no lehilahy mahery taloha
"Ireo olona goavana ireo no lehilahy mahery izay niaina fahiny ela be" na "ireo ankizy nitombo izay lasa mpiady matanjaka izay niaina fahiny ela be"
# lehilahy mahery
lehilahy izay mahery fo sy mpandresy amin'ny ady