plt_tn/gen/05/28.md

12 lines
419 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tonga rain'ny zazalahy iray
"nanana zanaka lahy"
# Noa
Ireo mpandika teny dia mety hanampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe" izany anarana izany dia mitovy fanonona amin'ny teny Hebreo izay midika hoe 'fitsaharana.'"
# amin'ny asantsika sy amin'ny asa mafy ataon'ny tanantsika
Niteny izany zavatra mitovy izany indroa i Lameka mba hanasongadinana ny hamafin'ny asa. DH: "amin'ny asa mafy ataon'ny tanantsika"