plt_tn/gen/02/11.md

24 lines
781 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Pisona
Eto ihany ity ony ity no voatondro ato amin'ny Baiboly.
# ilay tany rehetran'i Havila
"ny tany manontolo no nantsoina hoe: Havila." Tany ho any amin'ny Efitr'i Arabiana.
# izay misy volamena
Ity andian-teny ity dia manome fampafantarana mikasika ny Havila. Ny fiteny sasany mandika izany amin'ny fehezanteny misaraka. DH:" Misy volamena ao Havila"
# Ao misy bedola sy vato berila ihany koa
Ny teny hoe :"ao" dia natao ao amin'ny voalohan'ny fehezanteny mba hisongadina. DH:" Any ihany koa no hahitan'ny olona bedola sy vato berila"
# bedola
Izany dinty izany dia avy amin'ny hazo ary manim-pofona. Ny dinty dia zavatra miraikidraikitra izay mivoaka avy amin'ny hazo ary azo ampirehetina.
# vato berila
"vato berila." Ny berila dia karazana vato tsara endrika.