plt_tn/gen/02/09.md

24 lines
859 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# hazon'aina
"hazo izay manome fiainana ho an'ny olona"
# fiainana
Eto izany dia midika "fiainana mandrakizay" na fiainana izay tsy manana fahataperana.
# ny hazon'ny fahalalana ny tsara sy ny ratsy
"ny hazo izay manome ny olona ny fahafahana mahafantatra ny tsara sy ny ratsy" na "ny hazo izay mahatonga ny olona izay mihinana ny voany hahafantatra ny zavatra tsara sy ny zavatra ratsy"
# ny tsara sy ny ratsy
Izany dia hevitra ambadika ilazana ny tafahoatra sy ny zavatra eo anelanelany. DH: "ny zavatra rehetra, ao anatin'izany ny tsara sy ny ratsy"
# teo afovoan'ny saha
"teo afovoan'ny saha." Ireo hazo roa dia mety tsy tena teo afovoan'ny saha.
# Nisy ony nivoaka avy ao Edena nanondraka ny saha
Tao Edena no nisy ny saha. Ny ony dia nitohy nikoriana tany ivelan'i Edena. DH: "Nisy ony nikoriana nanerana an'i Edena mba hanondraka ny saha."