plt_tn/gen/01/28.md

12 lines
411 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nitso-drano azy ireo Andriamanitra
Ny teny hoe: "azy ireo" dia ilazana ny lehilahy sy ny vehivavy izay noforonin'Andriamanitra.
# Miteraha maro ary mihamaroa
Andriamanitra niteny tamin'ny lehilahy sy ny vehivavy hamokatra olona maro tahaka azy ireo mba ho maro izy ireo. Ny teny "mamokara" dia manazava ny "hiterahany maro". Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 1:22
# Mamenoa ny tany
Fenoy olona ny tany.