plt_tn/gal/02/11.md

24 lines
752 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanohitra azy teo amin'ny tavany aho
Ny teny hoe "teo amin'ny tavany" dia midika hoe "teo amin'izay nahafahany nahita sy nandre ahy." DH: "Nifanatrika taminy mivantana aho" na "niteny ny asany mivantana aho"
# Talohan'ny
resaka fifandraisan'ny fotoana
# nijanona izy
"nitsahatra tsy nisakafo niaraka tamin'izy ireo"
# Natahotra ireo izay ... izy
"Natahotra ny ho tsarain'ireo lehilahy izay nitaky famorana ho manao zavatra tsy mety izy" na "Natahotra ny ho melohin'ireo lehilahy izay nitaky ny famorana ho manao zavatra tsy mety izy"
# ireo izay nitaky famorana izy
Ireo Jiosy izay lasa kristiana, saingy nitaky ireo izay mino an'i Kristy mba hiaina araka ny fomba Jiosy.
# niala lavitra an'ireo
"nijanona lavitra" na "nisintaka lavitra"