plt_tn/ezr/05/11.md

16 lines
674 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola mitohy ny taratasy avy any amin'i Tatenay ho an'ny mpanjaka izay nanomboka tao amin'ny 5:6.
# Izahay dia mpanompon'ilay Iray
Ireo mety ho heviny dia 1) Niantso ny vahoaka Jiosy mpanompon'Andriamanitra izy ireo na 2) ireo izay namaly dia avy amin'ny fokon'i Levy sy Arona, izay olona tena tompon'andraikitry ny fanompoana ao an-tempoly sy ny sorona tokoa.
# izay namboarina taona maro tany aloha rehefa nanorina izany ny mpanjaka lehiben'Israely ary nahavita izany
DH: "izay efa namboarin'ny mpanjakan'Israely lehibe sy novatsiany ny fitaovana rehetra amin'izany"
# nahavita izany
"namatsy ny fitaovana rehetra amin'izany"