plt_tn/ezr/01/07.md

16 lines
678 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mitredata...Sesbazara
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Napetrak'i Kyrosy teo an-tanan'i Mitredata mpitahiry vola ireo
Ny fametrahan-javatra eo an-tanan'olona dia sarinteny hilazana ny famelana izany olona izany hanao izay tiany amin'izany zavatra izany. Eto ny mpamaky dia tokony hahatakatra fa i Kyrosy dia nanantena an'i Mitredata hanao izay tian'i Kyrosy hataony. DH: "nametraka an'i Mitredata mpitahiry vola hiandraikitra ireo" na "nanao an'i Mitredata mpitahiry vola ho tompon'andraikitra amin'ireo"
# mpitahiry vola
manam-pahefana miandraikitra ny vola
# izay nanisa ireo ho an'i Sesbazara
ataovy azo antoka fa fantatr'i Sesbazara tokoa izay nisy ireo zavatra rehetra