plt_tn/ezk/32/03.md

28 lines
1019 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Farao sy mampitaha azy amin'ny biby masiaka izay miaina any anaty rano.
# Izao no lazain'ny Tompo Yaveh
jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:5.
# Koa dia handatsaka ny haratoko ao aminao eo amin'ireo fivondronan'ny vahoaka maro Aho
DH: "koa hanangona olona maro Aho ary hanipy ny haratoko eo aminao."
# hampiakatra anao amin'ny haratoko izy ireo
DH: "amin'ny fampiasana ny haratoko, ireo vahoaka dia hisintona anao hivoaka ny rano"
# Hamela anao ao amin'ilay tany Aho
"hamela anao tsy misy manampy ao amin'ilay tany Aho." Ilay biby masiaka izay nampahatahotra tamin'izy tao anaty rano dia tsy afaka hanao na inona na inona rehefa avela eo amin'ny tany maina izany.
# ireo voron'ny lanitra rehetra
"ireo vorona rehetra izay manidina eny amin'ny lanitra"
# ho voky miatiaty aminao ny hanoanan'ireo biby velona amin'ny tany rehetra
DH: "ho avelaho hihinana ny vatanao ireo biby rehetran'ny tany mandra-paha-tsy noana azy ireo intsony"