plt_tn/ezk/28/23.md

8 lines
503 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Sidona.
# Dia tsy hisy roy mampahory sy tsilo mampanaintaina ho an'ny taranak'Israely intsony avy amin'ireo rehetra izay manodidina azy ka manao tsinontsinona ny vahoakany
DH: "tsy hisy olona na aiza na aiza manodidina ny vahoakan'Israely izay mandratra azy ireo tahaka ny tsilo izay mampangidihidy sy mandratra azy ireo toy ny tsilo izay mahatonga fanaintainana sy izay mandà ny hampiseho fanajana azy ireo."