plt_tn/ezk/22/10.md

20 lines
835 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Andriamanitra manohy miresaka amin'ny alalan'i Ezekiela momban'ireo zavatra mahatsiravina izay nataon'ny vahoakan'i Jerosalema.
# tao aminao ... tao aminao izy ireo
Ireo dia maneho an'i Jerosalema (ny vahoakan'i Jerosalema).
# nanararaotra ... manao fahavetavetana miaraka ... mandoto amin-kenatra ireo vinanto vaviny ihany
Ireo no fomba rehetra hilazana fa ireo lehilahy dia niara-nandry tamin'ny vehivavy izay tsy tokony niarahan'izy ireo nandry sy ny maha-feno fahotana ny asan'izy ireo.
# tombony
Ity teny ity dia maneho ny vola aloan'ny olona iray mba hampiasana vola nindramina. Na izany aza, ny dikanteny sasany amin'izao dia mandika ny "tombony" ao amin'ity andalana ity hoe "tombony be loatra."
# nanadino Ahy
ny mandà ny hankato an'i Yaveh dia toy ny hoe manadino fa misy Izy.