plt_tn/ezk/18/01.md

16 lines
688 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tonga tamiko Indray ny tenin'i Yaveh
"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.
# Inona no tinao hambara, ianao izay mampiasa izany ohabolana izany ... Ny ray dia mihinana voaloboka marikivy, ary ny nifin'ny zanaka dia natao naranitra'?
Andriamanitra dia miteny mafy ny olona nohon'ny fieritreretana fa ho saziana nohon'ny fahotan'ny ray aman-dreniny izy ireo, fa mino fa izy ireo dia tsy manam-pahotana.
# Ny ray dia mihinana voaloboka marikivy, ary ny nifin'ny zanaka dia natao naranitra
Ity ohabolana ity dia midika fa ny zanaka dia nosaziana nohon'ny asa ratsin'ny ray aman-drenin'izy ireo.
# tanin'Israely
Ity dia maneho ny vahoakan'Israely.