plt_tn/ezk/10/09.md

28 lines
684 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# indro!
Ny teny hoe "indro" eto dia mampiseho fa gaga tamin'izay hitany i Ezekiela.
# kodia
jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:15.
# kerobima
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 10:1.
# tahaka ny vato berila
Ny "beryla" dia vato tena mafy sy sarobidy. Mety maitso na manga ity beryla ity. Ny emeralda dia karazany maitso amin'ny beryla ary ny aquamarine no karazany manga amin'ny vato beryla.
# ny kodia mihaona amin'ny kodia hafa
Ny teny hoe "mihaona" dia midika hoe "mikasika"
# na taiza na taiza niatrehan'ny loha
"na taiza na taiza niatrehan'ilay kerobima" na "na taiza na taiza nalehan'ilay kerobima"
# ny loha
Ity dia maneho ny lohan'ilay kerobima.