plt_tn/exo/39/21.md

12 lines
305 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manamboatra ny fitafian'ny mpisorona araka izay nodidiana tao amin'ny 28:27 ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
# mba hifatotra
DH: "mba hifatotra amin'izany ireo"
# tsy hiongotra amin'ny efoda ny saron-tratra
"mba hifatotra amin'ny efoda ny saron-tratra"