plt_tn/exo/32/15.md

8 lines
335 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# vato fisaka misy ireo lalàn'ny fanekena
Ireo dia vato fisaka roa izay nisokiran'Andriamanitra ireo didiny.
# Asan'Andriamanitra manokana ireo vato, ary sora-tanan'Andriamanitra manokana ny soratra voasokitra
Ireo dia andianteny ireo dia mitovy dika. Ny faharoa dia manazava hoe ireo vato fisaka dia "asan'Andriamanitra mihitsy".