plt_tn/exo/31/10.md

12 lines
392 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.
# akanjo voatenona tsara
Ireo dia akanjo natao tamin'ny kofehy rongony fotsy madinika tery izay notenonin'ny olona miaraka mba hanaovana kofehy mafy. Jereo ny nandikanao io andianteny io ihany ao amin'ny 28:6.
# Ireo lehilahy mpanao asa tanana
"Ireo olona izay mahay manao amin'ny fanamboarana zavatra tsara"