plt_tn/exo/30/32.md

16 lines
686 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# Tsy azo hosorana amin'ny hoditry ny olona izany
DH: "Aza manisy ny menaka fanosorana izay natokana ho an'i Yaveh amin'ny hoditry ny olona ianao"
# amin'ny akora voavolavola tahaka izany ihany
"amin'ny akora mitovy" na ''amin'ny zavatra mitovy"
# tsy maintsy hesorina hiala amin'ny fireneny izany olona izany
Ny sarinteny hoe "hesorina" dia mety misy heviny telo farafahakeliny. 1) "Tsy ho raisiko ho iray amin'ny vahoakan'ny Israely intsony izy" 2) "tsy maintsy handefa azy lavitra ny vahoakan'ny Israely" na 3) "tsy maintsy hamono azy ny vahoakan'ny Israely".