plt_tn/exo/30/15.md

16 lines
671 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# ny olona
Ny lehilahy ihany no nanao izany fanatitra izany.
# antsasaky ny sekely
Mety mampiasa ny fandrefesana izay takatry ny olona sy isa boribory ireo mpandika teny: " volafotsy 5.5 grama" na ''volafotsy 6 grama" Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 30:11.
# Aoka ho fampatsiahivana ho an'ireo Israelita eo anatrehako izany, mba hanaovana fanavotana ho an'ny ainareo
Ireo mety ho heviny dia 1) "Hampatsiahy ireo Israelita mba hanaovany fanavotana ny ain'izy ireo izany" na 2) "Hampatsiahy ireo Israelita izay nanaovan'izy ireo ny ainy izany."