plt_tn/exo/29/35.md

16 lines
452 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.
# Amin'izany fomba izany, amin'ny alalan'ny fanarahana izay rehetra nodidiako ho ataonareo, no tsy maintsy hitondranareo an'i Arona sy ireo zanany
"Nandidy anao mba hanao an'i Arona sy ireo zanany lahy toy izany Aho"
# Ka ho voatokana tanteraka ho Ahy ny alitara
"Dia ho masina indrindra ny alitara" (UDB)
# ho voatokana ho an'i Yaveh
"ho masina indrindra ihany koa"