plt_tn/exo/28/36.md

20 lines
713 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# hanisy soratra eo amin'izany, tahaka ny soratra eo amin'ny tombokase
"soraty amin'izany tahaka ny nisokiran'ny olona azy teo amin'ny tombokase izany." Jereo ny nandikanao ireo teny ireo ihany ao amin'ny 28:10
# hamama
saron-doha lava natao tamin'ny lamba mivalona manodidina ny loha imbetsaka. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:4.
# Aoka ho eo amin'ny tampon-kandrin'i Arona izany
DH: "Tsy maintsy anao izany eo amin'ny tampon-kandriny i Arona"
# Aoka ho eo amin'ny tampon-kandriny lalandava ny hamama
DH: "Tsy maintsy anao ny hamama eo amin'ny tampon-kandriny lalandava i Arona"