plt_tn/exo/27/20.md

16 lines
379 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# trano lay fihaonana
Io dia anaran'ny tabernakely hafa.
# fiaran'ny vavolombelona
Io dia tratra izay misy ny takela-bato nanoratan'i Yaveh ireo didiny.
# Izany fepetra izany dia ho lalàna maharitra
"Takiako mba hanao izany ho lalàna maharitra ny olona"