plt_tn/exo/27/14.md

36 lines
1.4 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# Ny fefy lamba
Ireo dia lamba lava natao tamin'ny ravin-damba. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:36.
# andry
Ireo dia tapakazo mafy natao mahitsy ary nampiasaina ho fanohanana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:9.
# faladia
Ireo dia vongam-bato izay nisy fihantonana ao amin'ireo mba hihazonana ny takelaka amin'ny toerany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:19.
# dimy ambiny folo hakiho
eo ho eo amin'ny fito metatra
# Lamba mirefy roapolo hakiho no atao vavahadin'ny kianja
Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Manaova lamba roapolo hakiho ny halavany mba ho vavahadin'ny kianja"
# Fitaovana manga, volomparasy, ary mena sy rongony fotsy madinika voatenona, asan'ny mpanao peta-kofehy ...asan'ny mpanao peta-kofehy
DH: "Manaova lamba...rongony fotsy madinika voatenona, asan'ny mpanao peta-kofehy" na "Anamboatra lamba...rongony fotsy madinika voatenona ireo mpanao peta-kofehy"
# manga, volomparasy, ary mena sy rongony fotsy madinika voatenona
Ireo mety ho heviny dia 1) "kofehy izay nolokoina manga, volomparasy, ary jaky", mety ho kofehy volon'ondry, na 2) "manga, volomparasy, ary nolokoina jaky" mba handokoana ny rongony fotsy.
# asan'ny mpanao peta-kofehy
olona izay manjaitra sary eo amin'ny lamba