plt_tn/exo/23/30.md

8 lines
330 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.
# hivadika ho fandrika ho anao tokoa izany
Izany dia midika fa ny fanompoana andriamani-kafa dia hitarika ny vahoakan'Israely amin'ny fahapotehana tokoa toy ny hoe biby tratra ao amin'ny fandrika izy ireo.