plt_tn/exo/23/12.md

20 lines
473 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh.
# Tandremo
"Ataovy" na "Ankatoavy"
# ny ombinao sy ny borikinao
"ireo biby ampiasainao"
# ny vahiny mitsahatra sy maka aina
DH: "izay vahiny dia afaka hitsahatra sy hahazo hery indray"
# Aza manonona anaran'andriamanitra hafa
Eto ny hoe "anarana" dia sarintenin'ny fivavahana amin'andriamani-kafa. DH: "Aza mivavaka amin'ireo andriamani-kafa"