forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
574 B
Markdown
12 lines
574 B
Markdown
|
# tsy tokony hisy lalivay hita mihitsy ao an-tranonareo
|
||
|
|
||
|
DH: "tsy tokony hisy lalivay mihitsy ao an-tranonareo"
|
||
|
|
||
|
# alàna amin'ny vondron'Israely
|
||
|
|
||
|
Ny sarinteny hoe "halàna" farafaharatsiny dia misy dikany telo. 1) "ny vahoakan'Israely dia tsy maintsy handefa azy" na 2) "tsy hihevitra azy ho iray amin'ny vahoakan'Israely intsony Aho" na 3) "tsy maintsy hamono azy ny vahoakan'Israely". Jereo ny nandikanao "tsy maintsy halàna amin'ny Israely" ao amin'ny 12:15.
|
||
|
|
||
|
# mofo tsy misy masirasira
|
||
|
|
||
|
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 12:5. DH: "mofo izay tsy nasianao lalivay"
|