plt_tn/exo/08/08.md

8 lines
304 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary niantso an'i Mosesy sy Arona i Farao
"Dia naniraka an'i Mosesy sy i Arona i Farao"
# Ianao dia manana fahafahana hilaza amiko hoe rahoviana aho no tokony hivavaka ho anao
"Afaka misafidy ianao hoe rahoviana aho no hivavaka ho anao" na "Afaka misafidy ny fotoana tokony hivavahako ho anao ianao"