plt_tn/exo/02/23.md

12 lines
492 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nisento
Nanao izany izy ireo noho ny alahelony sy ny fijaliany. DH: ''nisento lalina''
# niakatra tany amin'Andriamanitra ny fitarainan'izy ireo
Ny ranomason'ireo Israelita dia resahana toy ny hoe olona ka afaka mandeha miakatra mankany amin'Andriamanitra ireo. DH: ''Nandre ny fitarainan'izy ireo Andriamanitra''
# nahatsiaro ny fanekeny Andriamanitra
Izany dia fomba entina hilazana fa nihevitra momba izay nampanantenainy Andriamanitra. DH: ''Nahatsiaro ny fanekeny Andriamanitra''